Tsodrano ho an'ny Krismasy sy ny Taom-baovao
Amin'izao Krismasy sy Taom-baovao izao, ireo mpiara-miasa rehetra ato amin'ny orinasa dia MISAOTRA am-pahatsorana ny fanohanana sy ny fiaraha-miasan'ireo mpanjifanay, mpampiasa ary ireo olona rehetra izay nanolo-tena ho amin'ny fiarovana sy ny filaminana!
Amin'izao fotoana mahafinaritra sy manitra izao dia mirary soa anao sy ny fianakavianao izahay:
TRATRY NY KRISMASY!!!
TRATRY NY TAONA!!!
Fotoana fandefasana: 09 Desambra 2021